Chapter 4 : Verse 5
Dia niala teo aminy ravehivavy ka nirindrim-baravarana mbamin’ izy mirahalahy zanany, ary izy mirahalahy nitondra ny vilany ho any aminy, fa reniny kosa nanidina ny diloilo.